Genesis 41:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tanteraka araka izay nolazainy taminay avy izany: Izaho dia nampodìny ho ao amin’ilay nipetrahako fa izy kosa dia nahantony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tanteraka ny zavatra, araka ny hevitra nambarany, fa izaho moa, naverin’i Faraôna amin’ny raharahako; izy kosa nahantona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa araka izay efa nambarany taminay tokoa no niseho; niverina ho amin’ny asako aho, ary ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa nahantona.
Malagasy Bible 1865
Ary samy tonga araka izay efa nolazainy taminay indrindra izany: izaho nampodiny ho ao amin'ilay nipetrahako, fa izy kosa nahantony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tanteraka araka izay nolazainy taminay avy izany: Izaho dia nampodìny ho ao amin’ilay nipetrahako fa izy kosa dia nahantony.
malagasy
Ary samy tonga araka izay efa nolazainy taminay indrindra izany: izaho nampodiny ho ao amin'ilay nipetrahako, fa izy kosa nahantony.