Genesis 41:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Farao tamin’i Josefa: Nanonofy aho fa tsy misy mahalaza ny heviny; nahare nefa aho fa ianao, hono, raha mandre nofy, dia mahalaza ny heviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Nanonofy aho, ka tsy nisy nahalaza ny heviny, ary nandre fa hoe mahalaza ny hevitry ny nofy ambara aminao ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Farao tamin’i Jôsefa: –Nanonofy aho nefa tsy nisy olona nahalaza ny heviny. Kanefa reko fa ianao, hono, afaka manazava ny hevitry ny nofy izay lazaina aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Nanonofy aho, koa tsy misy mahalaza ny heviny; ary izaho nahare fa ianao, hono, raha mandre nofy, dia mahalaza ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Farao tamin’i Josefa: Nanonofy aho fa tsy misy mahalaza ny heviny; nahare nefa aho fa ianao, hono, raha mandre nofy, dia mahalaza ny heviny.
malagasy
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Nanonofy aho, koa tsy misy mahalaza ny heviny; ary izaho nahare fa ianao, hono, raha mandre nofy, dia mahalaza ny heviny.