Genesis 41:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny navalin’i Josefa an’i Farao hoe: Tsy ahy izany! Andriamanitra no hilaza izay valiny hampiadana an’i Farao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Josefa tamin’i Faraôna: «Tsy izaho fa Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan’i Faraôna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navalin’i Jôsefa azy: –Tsy izaho fa Andriamanitra no afaka hanome azy valiny hampiadana anao, ry Farao.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa dia namaly an'i Farao ka nanao hoe: Tsy ahy izany; Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan'i Farao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny navalin’i Josefa an’i Farao hoe: Tsy ahy izany! Andriamanitra no hilaza izay valiny hampiadana an’i Farao!
malagasy
Ary Josefa dia namaly an'i Farao ka nanao hoe: Tsy ahy izany; Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan'i Farao.