Genesis 41:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: Nofiko fa indro, hono, nitsangana teo amoron’ny Neily aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Nofiko nitsangana teo amoron’ny ony aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niteny tamin’i Jôsefa ny Farao nanao hoe: –Tao amin’ny nofiko dia hitako nijoro teo amoron’i Neily aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Nofiko fa indro, hono, nitsangana teo amoron'i Neily aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: Nofiko fa indro, hono, nitsangana teo amoron’ny Neily aho.
malagasy
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Nofiko fa indro, hono, nitsangana teo amoron'i Neily aho;