Genesis 41:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indreo, nisy ombivavy fito matavy sady tsara tarehy niakatra avy tao amin’ny Neily ary nihinana teny amin’ny bararata ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nisy omby vavy fito matavy sady tsara tarehy, niakatra avy ao amin’ny ony ka lasa niraotra tao amin’ny ahi-maitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy ombivavy fito matavy sady tsara tarehy niakatra avy tao amin’ny ony ka niraoka ahitra teny amorony.
Malagasy Bible 1865
koa, indreo, nisy ombivavy fito matavy sady tsara tarehy niakatra avy teo Neily; ary nihinana teny amin'ny bararata ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indreo, nisy ombivavy fito matavy sady tsara tarehy niakatra avy tao amin’ny Neily ary nihinana teny amin’ny bararata ireny.
malagasy
koa, indreo, nisy ombivavy fito matavy sady tsara tarehy niakatra avy teo Neily; ary nihinana teny amin'ny bararata ireny.