Genesis 41:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indreo, nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy niakatra avy tao amin’ny Neily ka nihinana teny amin’ny bararata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary indro nisy omby vavy fito mahafinaritra sady matavy, niakatra avy ao amin’ny ony sy lasa niraotra tao amin’ny ahi-maitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary indreo nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy niakatra avy tao amin’ny ony ka niraoka ahitra teo amoron-drano.
Malagasy Bible 1865
Koa, indreo, nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy niakatra avy teo Neily ka nihinana teny amin'ny bararata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indreo, nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy niakatra avy tao amin’ny Neily ka nihinana teny amin’ny bararata.
malagasy
Koa, indreo, nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy niakatra avy teo Neily ka nihinana teny amin'ny bararata.