Genesis 41:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy dia nihinana ireo ombivavy fito matavy izay nialoha azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohanin’ireo omby vavy mahia sady ratsy tarehy iretsy omby vavy nialoha azy, dia ireo matavy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohanin’ireto ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy ireto ny ombivavy fito matavy izay nialoha azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy dia nihinana ireo ombivavy fito matavy izay nialoha azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy dia nihinana ireo ombivavy fito matavy izay nialoha azy.
malagasy