Genesis 41:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahahinana an’ireo matavy izy dia tsy fantatra akory fa ao an-kibony ireny, fa mbola ratsy tarehy tahaka ny taloha ihany ireo. Dia nahatsiaro aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tafiditra tao an-kibony ireo; nefa tsy fantatra ho mby ao an-kibony akory, fa mbola ratsy toy ny taloha ihany ny fijery azy. Izay dia nahatsiaro aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo rehefa nihinana ireny izy fito, dia tsy fantatra akory hoe efa ao an-kibony satria mbola ratsy tarehy toy ny teo aloha ihany no fijery azy. Tamin’izay indrindra no taitra aho.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nihinana azy izy, dia tsy fantatra akory fa efa mby ao an-kibony ireny; fa mbola ratsy tarehy tahaka ny tamin'ny fahiny ihany izy. Dia nahatsiaro aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahahinana an’ireo matavy izy dia tsy fantatra akory fa ao an-kibony ireny, fa mbola ratsy tarehy tahaka ny taloha ihany ireo. Dia nahatsiaro aho.
malagasy
Ary rehefa nihinana azy izy, dia tsy fantatra akory fa efa mby ao an-kibony ireny; fa mbola ratsy tarehy tahaka ny tamin'ny fahiny ihany izy. Dia nahatsiaro aho.