Genesis 41:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitako tamin’ny nofiko indray fa indreo, nisy salohim-bary fito niakatra tamin’ny tahony iray, sady feno no tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanonofy indray aho, ka indreo nisy salohim-bary fito feno voa sady tsara tarehy nisondrotra avy amin’ny tahony iray ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia mbola nanonofy indray aho ka hitako fa nisy salohim-bary fito sady vokatra be no tsara tamin’ny tahony iray.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako tamin'ny nofiko indray, ka, indreo nisy salohim-bary fito niseho tamin'ny tahony iray, sady vokatra no tsara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitako tamin’ny nofiko indray fa indreo, nisy salohim-bary fito niakatra tamin’ny tahony iray, sady feno no tsara.
malagasy
Ary hitako tamin'ny nofiko indray, ka, indreo nisy salohim-bary fito niseho tamin'ny tahony iray, sady vokatra no tsara;