Genesis 41:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indreo, nisy salohim-bary fito kosa sady malazo no maivam-boa, mainan’ny rivotra avy any atsinanana, nitsimoka nanaraka ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indreo kosa nisy salohim-bary fito botry, mahia sady main’ny rivotra avy any atsinanana, izay naniry nanaraka an’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka izany dia nisy salohim-bary fito hafa koa nipoitra taorian’ireo ka malazo sady nanakofa ary main’ny rivotra avy any atsinanana.
Malagasy Bible 1865
ary, indreo kosa, nisy salohim-bary fito sady malazo no maivam-boa, main'ny rivotra avy any atsinanana, niseho nanaraka ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indreo, nisy salohim-bary fito kosa sady malazo no maivam-boa, mainan’ny rivotra avy any atsinanana, nitsimoka nanaraka ireny.
malagasy
ary, indreo kosa, nisy salohim-bary fito sady malazo no maivam-boa, main'ny rivotra avy any atsinanana, niseho nanaraka ireny;