Genesis 41:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito tsara. Nolazaiko tamin’ny ombiasy izany nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary natelin’ireto salohim-bary mahia iretsy salohim-bary tsara tarehy. Nambarako tamin’ny mpanoratra izany, fa tsy misy mahalaza ny heviny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto salohim-bary fito manakofa dia nitelina ireo salohim-bary fito vokatra be. Efa notantaraiko tamin’ireo mpimasy izany, kanefa tsy nisy afaka nanazava azy tamiko.
Malagasy Bible 1865
ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito vokatra. Ary nolazaiko tamin'ny ombiasy izany, nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito tsara. Nolazaiko tamin’ny ombiasy izany nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko ireny.
malagasy
ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito vokatra. Ary nolazaiko tamin'ny ombiasy izany, nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko.