Genesis 41:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josefa tamin’i Farao: Iray ihany ny nofin’i Farao; izay hataon’Andriamanitra no nambarany tamin’i Farao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Josefa tamin’i Faraôna: «Iray ihany ny nofin’i Faraôna, ary izay efa hataon’Andriamanitra no nambarany tamin’i Faraôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jôsefa tamin’ny Farao: –Anankiray ihany no hevitr’ireo nofinao roa ireo. Izay efa hataon’Andriamanitra no ambarany aminao, ry Farao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa tamin'i Farao: Ny nofin'i Farao dia iray ihany; izay efa hataon'Andriamanitra no nambarany tamin'i Farao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josefa tamin’i Farao: Iray ihany ny nofin’i Farao; izay hataon’Andriamanitra no nambarany tamin’i Farao.
malagasy
Ary hoy Josefa tamin'i Farao: Ny nofin'i Farao dia iray ihany; izay efa hataon'Andriamanitra no nambarany tamin'i Farao.