Genesis 41:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ombivavy fito tsara tarehy dia taona fito; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia taona fito; iray ihany ny nofy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny omby vavy fito tsara tarehy dia fito taona; ny salohim-bary fito tsara tarehy dia fito taona koa; nofy iray ihany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ombivavy fito tsara tarehy sy ny salohim-bary fito vokatra be dia samy manambara fito taona mahavokatra, ary nofy iray ihany izany.
Malagasy Bible 1865
Ny ombivavy fito tsara tarehy dia fito taona; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia fito taona; iray ihany ny nofy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ombivavy fito tsara tarehy dia taona fito; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia taona fito; iray ihany ny nofy.
malagasy
Ny ombivavy fito tsara tarehy dia fito taona; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia fito taona; iray ihany ny nofy.