Genesis 41:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy, izay niakatra nanaraka ireny, dia taona fito; ary ny salohim-bary fito tsy nisy voa sady mainan’ny rivotra avy any atsinanana dia ho taona fito mosarena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny omby vavy fito saozanina sy ratsy tarehy niakatra nanaraka ireny, dia fito taona; ny salohim-bary foana sy main’ny rivotra avy any atsinanana koa, dia ho fito taona mosarena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy izay niakatra tafara sy ny salohim-bary fito manakofa sady main’ny rivotra avy any atsinanana dia manambara fito taona koa, saingy fito taona mosarena.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy, izay niakatra nanaraka ireny, dia fito taona; ary ny salohim-bary fito tsy nisy voa sady main'ny rivotra avy any atsinanana, dia ho fito taona mosarena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy, izay niakatra nanaraka ireny, dia taona fito; ary ny salohim-bary fito tsy nisy voa sady mainan’ny rivotra avy any atsinanana dia ho taona fito mosarena.
malagasy
Ary ny ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy, izay niakatra nanaraka ireny, dia fito taona; ary ny salohim-bary fito tsy nisy voa sady main'ny rivotra avy any atsinanana, dia ho fito taona mosarena.