Genesis 41:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia ilay nolazaiko tamin’i Farao teo hoe: Izay hataon’Andriamanitra no asehony amin’i Farao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izany no teny nataoko tamin’i Faraôna: izay efa hataon’Andriamanitra no nasehony tamin’ny Faraôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany, ry Farao, no efa voalazako taminao teo hoe: Izay efa hataon’Andriamanitra no asehony aminao.
Malagasy Bible 1865
Izany dia ilay efa nolazaiko tamin'i Farao teo hoe: Izay efa hataon'Andriamanitra no asehony amin'i Farao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany dia ilay nolazaiko tamin’i Farao teo hoe: Izay hataon’Andriamanitra no asehony amin’i Farao.
malagasy
Izany dia ilay efa nolazaiko tamin'i Farao teo hoe: Izay efa hataon'Andriamanitra no asehony amin'i Farao.