Genesis 41:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hisy fito taona tena zina manerana ny tany Ejipta rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro hisy fito taona zina indrindra eran’ny tany Ejipta rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro hisy fito taona zina tokoa manerana an’i Ejipta manontolo.
Malagasy Bible 1865
Indro, hisy fito taona zina indrindra eran'ny tany Egypta rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hisy fito taona tena zina manerana ny tany Ejipta rehetra.
malagasy
Indro, hisy fito taona zina indrindra eran'ny tany Egypta rehetra;