Genesis 41:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaraka izany kosa hisy fito taona hisy mosary ka ho hadino ny fahavokarana be rehetra teo amin’ny tany Ejipta fa ho ritran’ny mosary ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaraka izany, hisy kosa fito taona mosarena, ka amin’ny tany Ejipta ho hadino izany fahavokaram-be rehetra izany, ary ny mosary handevona ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hisy taona fito mosarena handimby azy, ka ho hadino ny fahavokarana be nanerana an’i Ejipta fa hamely ny tany kosa ny mosary.
Malagasy Bible 1865
ary manaraka izany kosa dia hisy fito taona mosarena, ka ho hadino ny fahavokarana be rehetra teo amin'ny tany Egypta ary ho ritry ny mosary ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaraka izany kosa hisy fito taona hisy mosary ka ho hadino ny fahavokarana be rehetra teo amin’ny tany Ejipta fa ho ritran’ny mosary ny tany.
malagasy
ary manaraka izany kosa dia hisy fito taona mosarena, ka ho hadino ny fahavokarana be rehetra teo amin'ny tany Egypta ary ho ritry ny mosary ny tany;