Genesis 41:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay fahavokarana teo amin’ny tany dia tsy ho fantatra noho izany mosary manaraka azy izany, fa ho mafy indrindra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ho fantatra intsony ny nisian’ilay fahavokarana, noho ny mosary hanaraka izany ao amin’ny tany, fa ho mafy erỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ho mafy loatra ny mosary dia tsy ho fantatra akory izay taon-jina teo aloha.
Malagasy Bible 1865
ary ny fahavokarana eo amin'ny tany tsy ho fantatra noho izany mosary manaraka azy izany; fa ho mafy indrindra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay fahavokarana teo amin’ny tany dia tsy ho fantatra noho izany mosary manaraka azy izany, fa ho mafy indrindra izany.
malagasy
ary ny fahavokarana eo amin'ny tany tsy ho fantatra noho izany mosary manaraka azy izany; fa ho mafy indrindra izany.