Genesis 41:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naverina indroa ny nofin’i Farao satria voatendrin’Andriamanitra ireo zavatra ireo ka hotanterahin’Andriamanitra haingana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny nofin’i Faraôna no naverina indroa, dia satria zavatra naraikitr’Andriamanitra izany sady hotanterahin’Andriamanitra faingana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niverina indroa taminao ny nofy, satria hentitra ny teny avy amin’Andriamanitra; ary hotanterahiny faingana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary naverina indroa ny nofin'i Farao, satria efa voatendrin'Andriamanitra izany zavatra izany ka hotanterahin'Andriamanitra faingana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naverina indroa ny nofin’i Farao satria voatendrin’Andriamanitra ireo zavatra ireo ka hotanterahin’Andriamanitra haingana.
malagasy
Ary naverina indroa ny nofin'i Farao, satria efa voatendrin'Andriamanitra izany zavatra izany ka hotanterahin'Andriamanitra faingana.