Genesis 41:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, aoka i Farao hizaha lehilahy manan-tsaina sady hendry ka hanendry azy hanapaka ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny aoka i Faraôna hizaha lehilahy manan-tsaina sy hendry, ka hanendry azy hanapaka ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, ry Farao, mijere olona marani-tsaina sady hendry, ka tendreo izy hanam-pahefana amin’ny tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny aoka Farao hizaha lehilahy manan-tsaina sady hendry ka hanendry azy hanapaka ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, aoka i Farao hizaha lehilahy manan-tsaina sady hendry ka hanendry azy hanapaka ny tany Ejipta.
malagasy
Koa ankehitriny aoka Farao hizaha lehilahy manan-tsaina sady hendry ka hanendry azy hanapaka ny tany Egypta.