Genesis 41:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanatanteraka izany i Farao, ary aoka izy hanendry mpanara-maso amin’ny tany ka hamory ny ampahadimin’ny vokatry ny tany Ejipta amin’ny taon-jina fito ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka koa i Faraôna hanendry mpikarakara hitandrina ny tany, hanangona ny ampahadimin’ny vokatra ao amin’ny tany Ejipta mandritra ny fito taon-jina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia manendre koa solotena hanangona ny ampahadimin’ny vokatra eto amin’ny tany mandritra ny fito taona zina.
Malagasy Bible 1865
Aoka hanao izany Farao, ary aoka izy hanendry mpikarakara hitandrina ny tany sy hamory ny ampahadimin'ny vokatry ny tany Egypta amin'ny taon-jina fito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanatanteraka izany i Farao, ary aoka izy hanendry mpanara-maso amin’ny tany ka hamory ny ampahadimin’ny vokatry ny tany Ejipta amin’ny taon-jina fito ireny.
malagasy
Aoka hanao izany Farao, ary aoka izy hanendry mpikarakara hitandrina ny tany sy hamory ny ampahadimin'ny vokatry ny tany Egypta amin'ny taon-jina fito.