Genesis 41:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka ireo hanina ireo hotahirizina ao amin’ny tany ho amin’ny fito taona hisy mosary, izay ho tonga amin’ny tany Ejipta, mba tsy ho simban’ny mosary ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izany hanina tahirizina izany, no ho fitaovana amin’ny fito taona mosarena ho tonga amin’ny tany Ejipta; dia tsy ho levon’ny mosary ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hanana tahirin-tsakafo ho amin’ny fito taona mosarena i Ejipta, ka tsy ho fongan’ny mosary ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka izany hanina izany hotehirizina ao amin'ny tany ho amin'ny fito taona mosarena, izay ho tonga amin'ny tany Egypta, mba tsy ho simban'ny mosary ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka ireo hanina ireo hotahirizina ao amin’ny tany ho amin’ny fito taona hisy mosary, izay ho tonga amin’ny tany Ejipta, mba tsy ho simban’ny mosary ny tany.
malagasy
Ary aoka izany hanina izany hotehirizina ao amin'ny tany ho amin'ny fito taona mosarena, izay ho tonga amin'ny tany Egypta, mba tsy ho simban'ny mosary ny tany.