Genesis 41:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankasitrahan’i Farao sy ny mpanompony rehetra izany hevitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Sitrak’i Faraôna sy ny mpanompony rehetra izany teny izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sitraky ny Farao sy ny mpanompony ny soso-kevitr’i Jôsefa,
Malagasy Bible 1865
Ary sitrak'i Farao sy ny mpanompony rehetra izany hevitra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankasitrahan’i Farao sy ny mpanompony rehetra izany hevitra izany.
malagasy
Ary sitrak'i Farao sy ny mpanompony rehetra izany hevitra izany.