Genesis 41:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Farao tamin’ny mpanompony: Moa va isika hahita lehilahy manana ny Fanahin’Andriamanitra ao anatiny tahaka an’io?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Faraôna tamin’ny mpanompony: «Hahita lehilahy tahaka an’ity indray va isika, izay manana ny fanahin’Andriamanitra ao aminy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy ny Farao tamin’ireo mpanompony: –Aiza indray isika no hahita lehilahy manana ny Fanahin’Andriamanitra tahaka ity?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Farao tamin'ny mpanompony: Hahita lehilahy tahaka io, izay manana ny Fanahin'Andriamanitra ao anatiny, va isika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Farao tamin’ny mpanompony: Moa va isika hahita lehilahy manana ny Fanahin’Andriamanitra ao anatiny tahaka an’io?
malagasy
Dia hoy Farao tamin'ny mpanompony: Hahita lehilahy tahaka io, izay manana ny Fanahin'Andriamanitra ao anatiny, va isika?