Genesis 41:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Farao tamin’i Josefa: Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Rehefa ianao no efa nampahafantarin’Andriamanitra izany rehetra izany, dia tsy hisy olona hanan-tsaina sy hendry tahaka anao indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy olon-kendry sy manan-tsaina toa anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Farao tamin’i Josefa: Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao.
malagasy
Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao;