Genesis 41:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia dia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro i Farao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nohanin’ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia iretsy omby vavy mahafinaritra sady matavy. Dia nahatsiaro i Faraôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ireto ombivavy mahia dia nihinana iretsy matavy. Teo no taitra ny Farao.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro Farao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia dia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro i Farao.
malagasy
Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro Farao.