Genesis 41:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nesorin’i Farao ny peratra fitombo-kase tamin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, dia nampitafiny akanjo rongony fotsy madinika izy ary nasiany rojo volamena ny vozony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalain’i Faraôna ny peratra tamin’ny tanany, ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa; sady nampitafîny rongony fotsy madinika izy, ary nasiany rojo volamena ny vozony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nesorin’ny Farao teny an-tanany ny peratra maha mpanjaka, ka napetrany teny an-tanan’i Jôsefa, sady nampitafiny akanjo rongony fotsy madinika izy; ary napetrany teny am-bozony ny rojo volamena.
Malagasy Bible 1865
Dia nesorin'i Farao ny peratra tamin'ny tanany ka nataony tamin'ny tànan'i Josefa, dia nampitafiny rongony fotsy madinika izy, ary nasiany rojo volamena ny vozony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nesorin’i Farao ny peratra fitombo-kase tamin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, dia nampitafiny akanjo rongony fotsy madinika izy ary nasiany rojo volamena ny vozony.
malagasy
Dia nesorin'i Farao ny peratra tamin'ny tanany ka nataony tamin'ny tànan'i Josefa, dia nampitafiny rongony fotsy madinika izy, ary nasiany rojo volamena ny vozony;