Genesis 41:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: Izaho no Farao, kanefa raha tsy teninao dia tsy hisy olona hanetsika ny tanany na ny tongony eto amin’ny tany Ejipta manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Izaho no Faraôna, ary raha tsy teninao, tsy hisy hanainga ny tanany na ny tongony eto amin’ny tany Ejipta rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ny Farao tamin’i Jôsefa: –Izaho ihany no Farao, kanefa tsy misy olona mahazo mihetsika eran’ny tany Ejipta manontolo, raha tsy mahazo lalana avy aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Izaho no Farao, ary raha tsy teninao, dia tsy hisy olona hanetsika ny tànany na ny tongony eto amin'ny tany Egypta rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: Izaho no Farao, kanefa raha tsy teninao dia tsy hisy olona hanetsika ny tanany na ny tongony eto amin’ny tany Ejipta manontolo.
malagasy
Ary hoy Farao tamin'i Josefa: Izaho no Farao, ary raha tsy teninao, dia tsy hisy olona hanetsika ny tànany na ny tongony eto amin'ny tany Egypta rehetra.