Genesis 41:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataon’i Farao hoe Zafenata-Panea ny anaran’i Josefa. Nomeny azy ho vadiny i Asenata, zanakavavin’i Poty-Fera, mpisorona tao Ona. Ary nandeha nitety ny tany Ejipta i Josefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’i Faraôna anarana hoe Tsafnata-Paneaka i Josefa; ary natolony ho vadiny i Aseneta zanaka vavin’i Potifara, mpisorona tao Ona. Dia niainga i Josefa hamangy ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nomen’ny Farao anarana hoe Tsafenata-Pahenea i Jôsefa, sady nomeny azy ho vady i Asenata zanakavavin’i Pôtifara, mpisorona tao Ona. Dia niainga hisafo ny tany Ejipta manontolo i Jôsefa.
Malagasy Bible 1865
Ary nataon'i Farao hoe Zafenata-panea no anaran'i Josefa; dia nomeny azy Asenata, zanakavavin'i Poti-fera, mpisorona tao Ona, ho vadiny. Ary Josefa nandeha nitety ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataon’i Farao hoe Zafenata-Panea ny anaran’i Josefa. Nomeny azy ho vadiny i Asenata, zanakavavin’i Poty-Fera, mpisorona tao Ona. Ary nandeha nitety ny tany Ejipta i Josefa.
malagasy
Ary nataon'i Farao hoe Zafenata-panea no anaran'i Josefa; dia nomeny azy Asenata, zanakavavin'i Poti-fera, mpisorona tao Ona, ho vadiny. Ary Josefa nandeha nitety ny tany Egypta.