Genesis 41:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telopolo taona i Josefa raha niseho teo anatrehan’i Farao, mpanjakan’i Ejipta. Niala teo anatrehan’i Farao i Josefa ka nandeha nitety ny tany Ejipta manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa telopolo taona i Josefa raha niseho teo anatrehan’i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta. Ary niala teo anatrehan’i Faraôna izy handeha hitety ny tany Ejipta rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Telopolo taona i Jôsefa raha nentina teo anatrehan’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta. Ary niala teo anatrehan’ny Farao izy ka nandeha namakivaky ny tany Ejipta manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary efa telo-polo taona Josefa, raha niseho teo anatrehan'i Farao, mpanjakan'i Egypta. Dia niala teo anatrehan'i Farao Josefa ka nandeha nitety ny tany Egypta rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telopolo taona i Josefa raha niseho teo anatrehan’i Farao, mpanjakan’i Ejipta. Niala teo anatrehan’i Farao i Josefa ka nandeha nitety ny tany Ejipta manontolo.
malagasy
Ary efa telo-polo taona Josefa, raha niseho teo anatrehan'i Farao, mpanjakan'i Egypta. Dia niala teo anatrehan'i Farao Josefa ka nandeha nitety ny tany Egypta rehetra.