Genesis 41:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahavokatra be dia be tokoa ny tany tamin’ny taon-jina fito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahavokatra tsy omby fampana ny tany, nandritra ny taon-jina fito.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny fito taona zina dia namokatra be dia be ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany dia nahavokatra tsy omby fàmpana tamin'ny taon-jina fito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahavokatra be dia be tokoa ny tany tamin’ny taon-jina fito.
malagasy
Ary ny tany dia nahavokatra tsy omby fàmpana tamin'ny taon-jina fito.