Genesis 41:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namory vary tahaka ny fasika any an-dranomasina i Josefa; eny, be dia be izany ka tsy nanisa intsony izy satria tsy hita isa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nahangona vary hoatra ny fasika any an-dranomasina i Josefa; ary noho ny fahabetsahany mihoa-pampana dia najanona ny fanisana azy, fa efa tsy tambo hisaina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nahangona vary be dia be tokoa i Jôsefa, be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina ka tsy hita isa intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa namory vary tahaka ny fasika any an-dranomasina, eny, be indrindra, ka tsy nanisa intsony izy, satria efa tsy hita isa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namory vary tahaka ny fasika any an-dranomasina i Josefa; eny, be dia be izany ka tsy nanisa intsony izy satria tsy hita isa ireo.
malagasy
Ary Josefa namory vary tahaka ny fasika any an-dranomasina, eny, be indrindra, ka tsy nanisa intsony izy, satria efa tsy hita isa.