Genesis 41:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natory indray izy ka nanonofy fanindroany ka indro, hono, nisy salohim-bary fito niakatra tamin’ny tahony iray, sady matavy no tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa natory indray izy dia nanonofy fanindroany; ary indreo nisy salohim-bary fito sady vaventy no tsara tarehy, nisondrotra avy amin’ny tahony iray ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary renoka indray ny Farao ka nanonofy fanindroany: Indreo nisy salohim-bary fito vokatra be sady tsara amin’ny tahony iray.
Malagasy Bible 1865
Ary natory indray izy ka nanonofy fanindroany; ary, indro, nisy salohim-bary fito niseho tamin'ny tahony iray, sady vokatra no tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natory indray izy ka nanonofy fanindroany ka indro, hono, nisy salohim-bary fito niakatra tamin’ny tahony iray, sady matavy no tsara.
malagasy
Ary natory indray izy ka nanonofy fanindroany; ary, indro, nisy salohim-bary fito niseho tamin'ny tahony iray, sady vokatra no tsara.