Genesis 41:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola tonga ny taonan’ny mosary fony i Josefa niteraka zazalahy roa tamin’i Asenata, zanakavavin’i Poty-Fera, mpisorona tao Ona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talohan’ny nahatongavan’ny taona mosarena, dia niteraka roa lahy i Josefa, izay naterak’i Aseneta, zanaka vavin’i Potifara mpisorona tao Ona, taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talohan’ny nahatongavan’ny mosary, dia niteraka zaza roa lahy i Asenata vadin’i Jôsefa.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy zazalahy roa naterak'i Asenata, zanakavavin'i Poti-fera, mpisorona tao Ona, tamin'i Josefa, raha tsy mbola tonga ny taona mosarena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola tonga ny taonan’ny mosary fony i Josefa niteraka zazalahy roa tamin’i Asenata, zanakavavin’i Poty-Fera, mpisorona tao Ona.
malagasy
Ary nisy zazalahy roa naterak'i Asenata, zanakavavin'i Poti-fera, mpisorona tao Ona, tamin'i Josefa, raha tsy mbola tonga ny taona mosarena.