Genesis 41:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny lahimatoa dia nataon’i Josefa hoe Manase, fa Andriamanitra, hoy izy, efa nampanadino ahy ny fahoriako rehetra sy izay rehetra tao an-tranon’ny raiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny lahy matoa nataon’i Josefa hoe Manase, fa hoy izy: «Efa nampanadinoin’Andriamanitra ahy ny fahoriako rehetra sy ny tranon’ikaky rehetra»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoin’i Jôsefa hoe Manase ny lahimatoa, fa hoy izy hoe «Nampanadinoin’Andriamanitra ahy ny fahoriako rehetra mbamin’izay rehetra any an-tranon’ny raiko.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny lahimatoa dia nataon'i Josefa hoe Manase; fa hoy izy: Andriamanitra efa nampanadino ahy ny fahoriako rehetra sy izay rehetra tao an-tranon'ny raiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny lahimatoa dia nataon’i Josefa hoe Manase, fa Andriamanitra, hoy izy, efa nampanadino ahy ny fahoriako rehetra sy izay rehetra tao an-tranon’ny raiko.
malagasy
Ary ny anaran'ny lahimatoa dia nataon'i Josefa hoe Manase; fa hoy izy: Andriamanitra efa nampanadino ahy ny fahoriako rehetra sy izay rehetra tao an-tranon'ny raiko.