Genesis 41:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny zandriny kosa dia nataony hoe Efraima; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nahamaro ahy teto amin’ny tanin’ny fahoriako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny zandriny nataony hoe Efraima, fa hoy izy: «Efa nampitombo ahy Andriamanitra aty amin’ny tany nijaliako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoiny hoe Efraîma kosa ny faharoa, fa hoy izy hoe: «Andriamanitra efa nampahamaro anaka ahy teto amin’ity tany nijalijaliako ity.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny zandriny kosa nataony hoe Efraima; fa hoy izy: Andriamanitra efa nahamaro ahy teto amin'ny tanin'ny fahoriako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny zandriny kosa dia nataony hoe Efraima; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nahamaro ahy teto amin’ny tanin’ny fahoriako.
malagasy
Ary ny anaran'ny zandriny kosa nataony hoe Efraima; fa hoy izy: Andriamanitra efa nahamaro ahy teto amin'ny tanin'ny fahoriako.