Genesis 41:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tapitra ny taon-jina fito teo amin’ny tany Ejipta,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra ny taon-jina fito tamin’ny tany Ejipta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifarana ny fito taona zina tany Ejipta;
Malagasy Bible 1865
Ary tapitra ny taon-jina fito teo amin'ny tany Egypta;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tapitra ny taon-jina fito teo amin’ny tany Ejipta,
malagasy
Ary tapitra ny taon-jina fito teo amin'ny tany Egypta;