Genesis 41:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany amin’ny tany rehetra ny mosary, nefa namoha ny trano fitahirizam-bary i Josefa ka nivaro-bary tamin’ny Ejiptiana. Tena mafy ny mosary nanerana ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nanenika ny tany rehetra ny mosary, novohan’i Josefa ny tranom-bary rehetra naorina tany, ary nivarotra tamin’ny Ejiptianina izy; ary nitombo nitombo ihany ny mosary tamin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nanenika an’i Ejipta manontolo ny mosary, dia nasain’i Jôsefa novohana ny fitahirizam-bokatra mba hivarotana vary amin’ny Ejiptianina, satria namely mafy ny mosary manerana an’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mosary dia tany amin'ny tany rehetra. Ary Josefa namoha ny trano fitehirizam-bary ka nivaro-bary tamin'ny Egyptiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany amin’ny tany rehetra ny mosary, nefa namoha ny trano fitahirizam-bary i Josefa ka nivaro-bary tamin’ny Ejiptiana. Tena mafy ny mosary nanerana ny tany Ejipta.
malagasy
Ary ny mosary dia tany amin'ny tany rehetra. Ary Josefa namoha ny trano fitehirizam-bary ka nivaro-bary tamin'ny Egyptiana.Ary ny tany rehetra nankany Egypta ho any amin'i Josefa mba hividy vary; fa efa mafy ny mosary tany amin'ny tany rehetra.