Genesis 41:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tany rehetra dia nankany Ejipta ho any amin’i Josefa mba hividy vary fa mafy ny mosary tany amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tao Ejipta avokoa ny avy amin’ny tany rehetra, hividy vary amin’i Josefa, fa nihamafy ny mosary tamin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tany Ejipta koa ireo avy any amin’ny tany hafa rehetra mba hividy vary amin’i Jôsefa, satria efa namely mafy ny mosary manerana ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany rehetra nankany Egypta ho any amin'i Josefa mba hividy vary; fa efa mafy ny mosary tany amin'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tany rehetra dia nankany Ejipta ho any amin’i Josefa mba hividy vary fa mafy ny mosary tany amin’ny tany rehetra.
malagasy
Ary ny tany rehetra nankany Egypta ho any amin'i Josefa mba hividy vary; fa efa mafy ny mosary tany amin'ny tany rehetra.