Genesis 41:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indreo, nisy salohim-bary fito maivam-boa kosa sady mainan’ny rivotra avy any atsinanana, nitsimoka nanaraka ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka ireo indray nisy salohim-bary fito naniry sady mahia no main’ny rivotra avy any atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nisy salohim-bary fito manakofa sady main’ny rivotra avy any atsinanana nitrebona taorian’ireo;
Malagasy Bible 1865
Ary, indreo kosa, nisy salohim-bary fito maivam-boa sady main'ny rivotra avy any atsinanana, niseho nanaraka ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indreo, nisy salohim-bary fito maivam-boa kosa sady mainan’ny rivotra avy any atsinanana, nitsimoka nanaraka ireny.
malagasy
Ary, indreo kosa, nisy salohim-bary fito maivam-boa sady main'ny rivotra avy any atsinanana, niseho nanaraka ireny.