Genesis 41:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito matavy sy be voa. Dia nahatsiaro i Farao, koa indro fa nofy ihany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary natelin’ireto salohim-bary mahia, iretsy salohim-bary vaventy sady feno tsara. Dia nahatsiaro i Faraôna; ka indro nofy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ireto salohim-bary manakofa dia nitelina iretsy vokatra sady tsara. Dia taitra ny Farao ka nahatsapa fa nanonofy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny salohim-bary maivam-boa nitelina ny salohim-vary fito vokatra sy be voa. Dia nahatsiaro Farao, koa indro fa nofy ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito matavy sy be voa. Dia nahatsiaro i Farao, koa indro fa nofy ihany izany.
malagasy
Ary ny salohim-bary maivam-boa nitelina ny salohim-vary fito vokatra sy be voa. Dia nahatsiaro Farao, koa indro fa nofy ihany izany.