Genesis 41:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’i Farao ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka hoe: Tsaroako izao ny hadisoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay ilay lehiben’ny mpandroso divay vao niteny ka nilaza tamin’i Faraôna nanao hoe: «Ndeha hampahatsiaro ny fahadisoako taloha aho anio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay no niteny tamin’ny Farao ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro ka nanao hoe: –Tompokolahy ô, tsaroako ankehitriny ny fahadisoako.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'i Farao ilay lehiben'ny mpitondra kapoaka ka nanao hoe: Tsaroako izao ny fahadisoako:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’i Farao ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka hoe: Tsaroako izao ny hadisoako.
malagasy
Dia niteny tamin'i Farao ilay lehiben'ny mpitondra kapoaka ka nanao hoe: Tsaroako izao ny fahadisoako: