Genesis 42:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatr’i Jakoba koa fa nisy vary tany Ejipta ka hoy izy tamin’ireo zanany lahy: Nahoana no mifampijery foana eo ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony fantatr’i Jakôba fa nisy vary tany Ejipta, dia hoy izy tamin’ireo zanany lahy: «Nahoana ireto ianareo no mifampijery foana eo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Jakôba fa misy vary any Ejipta, ka hoy izy tamin’ireo zanany lahy: –Nahoana no mifampijery fotsiny eto ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'i Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia hoy izy tamin'ny zananilahy: Nahoana no mifampijery foana ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatr’i Jakoba koa fa nisy vary tany Ejipta ka hoy izy tamin’ireo zanany lahy: Nahoana no mifampijery foana eo ianareo?
malagasy
[Ny nandehanan'ny zanak'i Jakoba hividy vary tany Egypta, sy ny nihaonany tamin'i Josefa]Ary fantatr'i Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia hoy izy tamin'ny zananilahy: Nahoana no mifampijery foana ianareo?