Genesis 42:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ireo taminy: Tsia, tompokolahy, fa tonga mba hividy hanina ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navaliny azy: «Tsia, tompokolahy, fa hividy hanina no nahatongavan’ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Tsia, tompoko ô! Tonga mba hividy sakafo fotsiny izahay mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy ireo taminy: Tsia, tompokolahy; fa tonga mba hividy hanina ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ireo taminy: Tsia, tompokolahy, fa tonga mba hividy hanina ny mpanomponao.
malagasy
Fa hoy izy ireo taminy: Tsia, tompokolahy; fa tonga mba hividy hanina ny mpanomponao.