Genesis 42:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo tsy akory ny mpanomponao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iray ray avokoa izahay ireto, ary olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo akory ny mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zanak’olona iray ihany izahay rehetra ireto; olo-marina fa tsy mba mpitsikilo akory izahay mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo tsy akory ny mpanomponao!
malagasy
Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory ny mpanomponao.