Genesis 42:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Josefa tamin’izy ireo: Tsia! Fa hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy taminy: «Tsy izany fa izao ihany: Hizaha ny toerana tsy mimanda amin’ny tany no nahatongavanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jôsefa taminy: –Tsia, fa hizaha izay toerana mora hanafihana eto amin’ny tany no nahatongavanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Tsia, fa hizaha ny fangadihadin'ny tany no nahatongavanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Josefa tamin’izy ireo: Tsia! Fa hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo!
malagasy
Ary hoy izy taminy: Tsia, fa hizaha ny fangadihadin'ny tany no nahatongavanareo.