Genesis 42:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy ireo: Roa amby folo mirahalahy ny mpanomponao, zanaky ny lehilahy iray ihany any amin’ny tany Kanana; ary indro, ny faralahy dia any amin’ny rainay ankehitriny, fa ny iray dia tsy ao intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny: «Roa ambin’ny folo mirahalahy izahay mpanomponao ary zanaky ny lehilahy iray ihany any amin’ny tany Kanaana; fa izao kosa ny faralahy dia any amin-drainay, ary ny anankiray tsy velona intsony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly kosa ireo hoe: –Misy 12 mirahalahy izahay mpanomponao, zanak’olona iray ihany any amin’ny tany Kanahàna; ary indro ny faralahy aminay aza dia nijanona any amin’ny rainay, fa ny iray kosa efa tsy ao intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy; Roa ambin'ny folo mirahalahy ny mpanomponao, zanaky ny lehilahy iray ihany any amin'ny tany Kanana; ary, indro, ny faralahy dia any amin'ny rainay ankehitriny, fa ny anankiray tsy ao intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy ireo: Roa amby folo mirahalahy ny mpanomponao, zanaky ny lehilahy iray ihany any amin’ny tany Kanana; ary indro, ny faralahy dia any amin’ny rainay ankehitriny, fa ny iray dia tsy ao intsony.
malagasy