Genesis 42:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josefa taminy: Io ilay voalazako taminareo hoe: Mpitsikilo ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Josefa taminy: «Ilay voalazako taminareo teo ihany no izy; mpisafo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy indray i Jôsefa taminy: –Izany indrindra no efa nilazako anareo hoe mpitsikilo ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa taminy: Ilay voalazako taminareo ihany hoe: Mpisafo ianareo no marina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josefa taminy: Io ilay voalazako taminareo hoe: Mpitsikilo ianareo!
malagasy
Ary hoy Josefa taminy: Ilay voalazako taminareo ihany hoe: Mpisafo ianareo no marina;