Genesis 42:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao ary no porofo hamantarana anareo: Raha velona koa i Farao, tsy hiala atỳ ianareo raha tsy tonga atỳ izany zandrinareo faralahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hotsapaina ny amin’izany ianareo. Raha velona koa i Faraôna tsy hiala aty ianareo, raha tsy tonga ilay zandrinareo faralahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no fizahan-toetra hatao aminareo: Velona ny Farao, ka mianiana aho fa tsy hiala eto mihitsy ianareo raha tsy tonga eto izany zandrinareo faralahy izany.
Malagasy Bible 1865
dia izao àry no hamantarana anareo: Raha velona koa Farao, tsy hiala atỳ ianareo, raha tsy tonga atỳ izany zandrinareo faralahy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao ary no porofo hamantarana anareo: Raha velona koa i Farao, tsy hiala atỳ ianareo raha tsy tonga atỳ izany zandrinareo faralahy izany.
malagasy
dia izao àry no hamantarana anareo: Raha velona koa Farao, tsy hiala atỳ ianareo, raha tsy tonga atỳ izany zandrinareo faralahy izany.