Genesis 42:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tamin’ny andro fahatelo dia hoy i Josefa tamin’izy ireo: Izao no ataovy, dia ho velona ianareo, satria izaho dia matahotra an’Andriamanitra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tamin’ny andro fahatelo, dia hoy i Josefa tamin’izy ireo: «Izao no ataovy, dia ho velona ianareo, fa matahotra an’Andriamanitra aho:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny andro fahatelo dia hoy i Jôsefa taminy: –Izao no ataovy, dia ho velona ianareo, satria izaho koa mba manaja an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny andro fahatelo dia hoy Josefa taminy: Izao no ataovy, dia ho velona ianareo; fa izaho matahotra an'Andriamanitra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tamin’ny andro fahatelo dia hoy i Josefa tamin’izy ireo: Izao no ataovy, dia ho velona ianareo, satria izaho dia matahotra an’Andriamanitra:
malagasy
Ary nony tamin'ny andro fahatelo dia hoy Josefa taminy: Izao no ataovy, dia ho velona ianareo; fa izaho matahotra an'Andriamanitra: